ANNEXES: FIFAMPITONDRANA

FIFALIANA :  - Mambran’ny Fiangonana
• Teraka :  30€
• Mariazy : Baiboly
• Katekomena : Baiboly
• Mody any an-tanindrazana : tsodrano : 30€
• Fanadinana : Arahabain’ny fiangonana

FAHORIANA : - Mambran’ny fiangonana :  50€  + Couronne 50€
• ascendant direct : ray aman-dreny, vady , zanaka, iraitampo : 50€
• Izay rehetra mampandre ny fiangonana : 20€
• Fangatahana fanampiana avy any ivelany : 100€ ( Rakitra faharoa no atao ka raha mihoatra dia omena azy daholo, raha latsaka dia fenoina 100€)
MARARY : - Mambran’ny fiangonana : 30€
• Vangian’ny fiangonana raha ekeny
• Vangian’ny solontenan’ny fiangonana
• Vangian’i Mpitandrina
• Tsy vangiana
• Izay rehetra mampilaza ny fiangonana nefa tsy mambra : 20€