Je crois en Dieu le Père,
créateur du ciel et de la terre.
L’Éternel règne, il est Esprit, il est Amour.
Je crois en Jésus-Christ, son Fils unique, notre Seigneur.
L’amour de Dieu s’est révélé en ceci : alors que nous étions encore pécheurs Christ est mort pour nous.
Il est venu chercher et sauver ce qui était perdu.
Il est le chemin, la vérité et la vie, le même hier, aujourd’hui et éternellement.
Et à ceci tous reconnaîtront que nous sommes ses disciples
si nous avons de l’amour les uns pour les autres.
Je crois au Saint-Esprit, qui rend témoignage à notre esprit que nous sommes enfants de Dieu.
Nous avons été baptisés d’un seul Esprit pour former un seul corps.
La victoire par laquelle le monde est vaincu, c’est notre foi.

Mino an’Andriamanitra Tsitoha aho / Izay Mpanao ny lanitra sy ny tany / Andriamanitra dia Fanahy / Andriamanitra dia Fitiavana / Andriamanitra dia manjaka hatramin’ny taloha indrindra ka ho mandrakizay / Andriamanitra dia nampiseho ny fitiavany antsika / fa fony mbola mpanota isika / dia maty hamonjy antsika Kristy /

Mino an’i Jesoa Kristy / Zananilahy Tokana, Tompontsika aho / Tonga izy hitady sy hamonjy ny very / Izy no làlana sy fahamarinana ary fiainana / Izy dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay /

Mino ny Fanahy Masina aho / Izy no nanambara amin’ny fanahintsika fa zanak’Andriamanitra isika / Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray / Ny fandresena izay enti-mandresy izao tontolo izao dia ny finoantsika /

Tompo ô ampitomboy ny finoanay. Amena.